|
|
|
|

Entry 1  tsy refesi-mandidy
Elementary words  2 tsy, 3 refesina, 4 mandidy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ny mpitondra manao jadona [1.1]
Examples  7  Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27]
Analogs  8  Mandidy tokana, 9  mpanao teny jadona, 10  mpanao teniko fe lehibe, 11  mpanao teny tsy valiana, 12  tsy zehena

Updated on 2026/04/22